Cantitate/Preț
Produs

Miainga Ifotony: Contexte Diplomatique, Principe de Subsidiarite Et Resolution de Conflits Politiques Mbola Vitako Fa Aza Isalovanonao

Autor MR Denis a. H. Andriamandroso
Paperback – 31 dec 2010
Korontana politika aty Afrika no sehatra. Fitadiavana vahaolana. Misy am-baratongany ny fitsabahana amin'ny raharaha tokantranon'ny firenena anankiray. Manarak'ilay fiteny hoe raha mbola vitako aza isalovanonao, na ny mifandaka amin'izay dia ny hoe, aleo ho raisiko an-tanana fa tsy zakanao . Ny "fotokokevitra miainga ifotony" raha adika amin'ny teny frantsay dia principe de subsidiarite . Misy hery mifandanja ao. Misy am-baratongan'andraikitra. Mahavaha olana politika ve ny "miainga ifotony"? Iza no tokony hirotsaka mialoha, ny tompon-tany sa ny fianakaviambe iraisam-pirenena? Ny tompon-trano sa ny mpifanolo-bodi-rindrina? Ny aty ifotony sa ny any an-tampony? Fanontaniana mitady valiny "
Citește tot Restrânge

Preț: 6145 lei

Puncte Express: 92

Carte disponibilă

Livrare economică 19 august-02 septembrie

Livrare prin curier în România Termenul estimat este afișat lângă disponibilitate.
Transport gratuit de la 40000 lei Plată online sau ramburs, în funcție de opțiunile comenzii.
Retur gratuit în 14 zile Comandă securizată și suport în română.

Specificații

ISBN-13: 9780620493970
ISBN-10: 0620493976
Pagini: 70
Dimensiuni: 152 x 229 x 4 mm
Greutate: 0.1 kg
Editura: DENIS BOOKS